Entry | 1 bamba iray |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana 4 [1.1] bamba |
Explanations in English |
5 [1.7] level or alike all over |
Explanations in French |
6 [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme |
Examples |
7 [1.223] ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. 8 [2.472] tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. |
Elementary words | 9 bamba, iray |
Other spellings | 10 bambaray, bambiray |
Anagrams | 11 bamba iray, mibarabay |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |